Hira Fiderana an'Andriamanitra noho ny fitiavany izo tontolo izao ka nanomezany ny Zanany Lahitokana hamonjy izay mino Azy
Andriamanitra Ray be fitiavana ô!
Endrey! ny fitahianao,
Endrey! ny fahasoavanao;
1 2
Fa nomenao ny Zanakao Lahitokana Voninahitra lehibe no nilaozanao
Mba hamonjy sy hitondra fanavotana, Lapasoa any an-danitra e! nafoinao;
Jesoa ô, Kristy ô , ny fitiavanao Jesoa ô, Kristy ô , ny fitiavanao.
3
Mpanota tsy mendrika e! nantsoinao;
Midira ry Tompo ao am-ponay.
Jesoa ô; Kristy ô; ny fitiavanao.