L’aperçu de la partition n’a pas pu être affiché.
Ouvrir le PDFDia novonoinao ny Tompo Tsitoha
Dia nolefoninao ny Tompo Mpanjaka
Dia nosatrohan-tsilo ny Tompo Tsitoha
Izy Ilay voahosotra mba hamonjy anao ety e !
'Ndeha re izao hivalo aminy
Noho ny famonjena 'zay vitany izao
Satria dia nanaiky hisolo ny helotsika
Ilay tsy manan-tsiny 'zay be fitiavana
Marina tokoa e !
Mba tsy hanenenanao
'Ndeha re hibebaka