Dia vita izao ny asany ka faly sady ravo Andriamanitra
mpamorona
mandinika ny asany
Koa asandrato re ny feo mifalia
Dia mihira manaova  fiderana an'Andriamanitra
Dia mihira sy mifalia asandrato re ny feo
Dia mihira manaova  fiderana hira fiderana an'Andriamanitra