Feo mitambatra - Mimi RAMASINDRAIBE

Mimi RAMASINDRAIBE

Do dia Eb na E
4/4/ Gospel Soul tempo = 106
CHoralie 2010 - AMF faha 20 taona


Na samihafa ny endrikay na tsy mitovy ny talentanay
Tsy hasakana ny fonay hiaraka hitempo iray

Feo mitambatra anie tokana miara-mihira hoe
Misaotra Anao izahay fa notiavinao ry Ray
Soa fa ny fitia izay nomenao anay ety Ray
Fampiraisana anay mampitambatra ho iray

Ny fahasoavanao Tsitoha no masoandro ao anatiko
Ilay Famindram-ponao no hiraina anio izao