Finoana - Jimmy Lala

Jimmy Lala

I Korintiana 13:13 Finoana syfanantenana ary fitiavana.
Mba tiako hiainana.


1-Finoana sy fitiavana, fanantenana
No zavatra iriko mba ho fenitra ho ahy.
Ka hiainako (tokoa), latsaka ao am-po,
Fa reharehako Hianao Jesoa (malalako).

2-Éspérance et foi, beaucoup d'amour et d'allégresse,
C'est tout ce que je voudrais avoir au fond de moi;
Vivre dans la paix (la paix) pour l'éternité,
Et rayonner de joie grâce au Seigneur (Le Christ et Roi).

3-The hope in my mind, the faith over my mouth always
And love in my heart to glorify Jesus the Lord.
I surrender all (all in) the hands of the Almighty
For living with peace forever (yes for ever).

Refrain:
Mba sitrany ahay (fa sitrako tokoa tokoa)
Mba misy hafanana avy amiko hanafana anao,
Hitondra aina vao, hampitraka loha
Hanananao (dia) fiadanam-po (ho anao)