Fitiavan-dalina - Randriamanana Noelson - R. Josiane

Randriamanana Noelson - R. Josiane

Mifamaly ny Vehivavy sy ny Lehilahy (Unisson) fa mety koa raha solo...
Aorian'ny choeur misy mozika (interlude) avy eo duo Vehivavy...


Jesoa Kristy 'Lay Tompo tia dia sanatria ra'hoe handa anao mpania!
Fa tiany ihany ka hatramin'ny Ainy nafoiny izany fa tsy mba nolalainy...