Haleloia - G.F. Haëndel

G.F. Haëndel

Do dia D 4/4 Allegro


Haleloia, Haleloia
Fa Andriamanitra no manjaka
Haleloia

Izao rehetra izao lasany
Ho fanjakany sy ny Kristiny

Ka Izy no hanjaka doria
Mpanjaka sy Tomponay