Haleloia - Androm-pifaliana - Paul RAMILISON

Paul RAMILISON

https://www.youtube.com/watch?v=v4XzjJgfzXQ

Do dia D


O! Ingao ny hiram-pifaliana masina
Fa efa tratra itony andro tokana tsy roa
Ka venteso izao Tsanta vaovao
Velon'aina ka derao ny Tompo Lehibe
Fihirana sy mozika voafantina
Ny fiderana sy ny hoby tsara indrindra koa
Atolory Ilay Tompo Mpanasoa
Dia ingao ny hira sy mozika tsara feo

Haleloia Haleloia
Amdrom-pifaliana soa ka mihirà