Haleloia he Hosana - Tojo RANDRIANAIVOJAONA

Tojo RANDRIANAIVOJAONA

Do dia C 4/4 Tempo 104


Haleloia he Hosana, Haleloia Fiderana
Haleloia no asandratra, Haleloia he Hosana

Mitsangana mandehana
Ndeha torio ny fahagagàna
Velona lay Tompo Masina
lay Mpanjakan'ny mpanjaka

Dera Laza Voninahitra,
Hery haja no atolotray
Ry Mpanjaka Andriamanitra
Fa lehibe ny asanao
Fitiavan-dehibe no atolotrao

Haleloia Famonjena, Haleloia no omena
Haleloia fanamperana, Haleloia fandresena

Ambarao ny famonjena
Hanafaka ny firenena
Mitoria ny fahazavana, ifohazan'ny malaina

Fa lehibe famonjeny fitiavan-dehibe no omeny
Fahasoavan-dehibe tsy tambo isaina, ny famindrampony dia tsy hay lazaina