Ilay tena mamiko - Mimi Ramasindraibe

Mimi Ramasindraibe

12/8 Milantolanto
Dô dia D
2010


Aminao Tompo ô no ankiniko
Ny fiainako sy ny anjarako
Tokiko sy heriko tsy mivadika amiko
Ianao lay tena mamiko

Fiarovako tokoa, Ianao ry Ray Tsitoha
Tsy hiala Aminao, n'inon'inoa atao
Mitahy ahy Ianao, fitia no atolotrao
Ianao ilay tena mamiko

Raha apetrako eo an-tananao
Ho tanteraka tokoa izay atao
Tokiko sy heriko tsy mivadika amiko
Ianao lay tena mamiko