L’aperçu de la partition n’a pas pu être affiché.
Ouvrir le PDFDo dia Eb
Isaorako Anao ry Tompoko
Ny nanavotanao ny fiainako
Fa efa lavo aho no nankarinao
Hahita indray ny fiainam-baovao
Ny fahotako e! voasasanao tokoa
Fa nodiovin'ilay rànao sao
Ampototry ny hazo fijalianao
No hanekeko indray hanompo Anao