Hiainga - Jimmy Lala

Jimmy Lala

Ilay zanaka adala, nalaina avy amin'ny Lioka 15:18
Hiainga aho ka hody any amin'ny Raiko ka hanao aminy hoe: Raiko ô efa nanota teo anatrehanao aho ka tsy mendrika ny atao hoe zanakao intsony.


Hiainga Aho ho any amin'ny Raiko
Ka hanao aminy hoe: Raiko ô, Efa nanota tamin'ny lanitra sy teo anatrehanao. Ka tsy mendrika ny atao hoe zanakao intsony aho.
Fa ataovy tahaka ny anankiray amin'ny olona karamainao.
Dia niainga izy ka nankany amin'ny Rainy