Kalvary - Inconnu

Inconnu

Do dia F


Fiainana efa ratsy ety kivy reraka am-po
No nentin'olona ao Kalvary an-tongotr'i Jesoa
Entana maro navela ao Kalvary

N'inona mahory anao ota maro tokoa
Jereo fa mbola ao Kalvary miandry anoa Jesoa
Entana maro navela ao Kalvary

Tsisy zava miseho ety zay tsy hitany
Ny sento sy ny tomany ento eo aminy
Entana maro navela ao Kalvary