La Misinisiny - Kolondoy volam-bezo

Kolondoy volam-bezo

Do dia G 4/4
P = 100
Edition 12/1995


1. La misinisiny gn'ainay zao Jeso
Noho ny gn'Aminao
Fahasoava lebe vata bibike
Nitahianao anay

Fiv :
Velogn'ay Jeso managna Anao
Kilaraha iaby foinao ho anay
Haveloma be vata lahy e!
Mahavelo Ndriana gna hare
Velogn'ay Jesosy

2. Lava re aky gn'ainay zao fa vototse
Hasosorambe
Fotone tsy ino
Fa hasoanao Iha Mpandombabe