Ny Fiainantsika - Inconnu

Inconnu

Do dia D


Ny fiainantsika eto an-tany dia miovaova tokoa
Ao ny mangidy ao ny mamy
Sotroina
Tsy maintsy hiaretanao
Raha mbola velona ety
Nefa tsarovy fa ao ilay Jesoa
Izay vonon-kanampy anao

Ento aminy ho vahany
Ny olana mangeja anao
Ho tsapanao fa tsy hangia anao
Ny ahiahy hatrizao