Ny mitoetra eo anilanao - inconnue

inconnue


Ny mitoetra eo anilanao
ho eo an-kianjanao aho ry tsitoha
Hidera anao tahaka ireo anjelinao
No faniriako vokatry ny fo
ho sitrako tokoa anie ry Ray
hidera anao eo an-tempolinao
ho toy ireo izay navotanao ho voavelanao tahaka ireo
mpanomponao

Ampianaro aho ahay hanoa izay sitrakao
sy fandaharanao
Ry tompo oh midina avia ka mihainoa ny vavako
ho fiderana Anao