O ! Asandrato ny feo - Daniel RAKOTOARIVONY

Daniel RAKOTOARIVONY

Do dia D 4/4


O ! Asandrato ny feonao ka hobio derao
Derao ny Tompo, Tompo Mpanjaka izay namonjy izao tontolo izao

Nampijaliana, nohomboana,
Nalatsa-dra ilay Mpamindra fo
Kanefa izao nitsangana fa velona ny Tomponao
Ko avia, ankalazao fa Izy no Mpanavotra
Ary hirao ny haleloia fa voavonjy ianao