O Mifalia ry olombelon-drehetra - Ramboatiana

Ramboatiana

Do dia C
Interprétation Chorale Fiderana : https://soundcloud.com/chorale-fiderana/o-mifalia-ry-olombelon


O mifalia ry olombelon-drehetra
Amin'izao famangian'Andriamanitra antsika izao
Indro, fa nomeny ny Zanany Lahitokana
Mba ho sambatra isika re

He ny fitiavan-dehibe
Saotra no ataovy be
Foiny ny malalany
Ho tonga zana-behivavy

Dia asandrato re ny feo
Venteso ny hirantsika izao
Hidera sy hankalaza io
Fa zaza be voninahitra

Misaora sy manomeza voninahitra An'Andriamanitra
'zay Tompo manan-kery nefa koa be fiantra

Voninahitra ho an'Andriamanitra
Amin'ny avo indrindra