O, ry Fireneko - Ndratosoa G. Benjamin

Ndratosoa G. Benjamin

Do dia G 2/4


O ry fireneko misy feo miantso o
Aza dia variana, Aza dia sondriana

Misy feo manaitra anao ankehitriny e
Misy feo mitady anao ry mpivahiny o

Feon'Ilay Nahary namolavola sy mpamonjy mora