Sambatra ireo vavolombelona - Inconnu

Inconnu

Do dia G 4/4


He sambatra ireo vavolombelona
Izay nanana finoana tsy levona
Nibanjina ny Tompo teo alohany
Ny lanitra no hany nimasoany

Mandray ny satroboninahitra
Izay voatahiry tao an-danitra
Hatolotra ireo niaritra
Izy no honina finaritra