Tafatoetra ny foko - Ratoanina Christian

Ratoanina Christian

Do dia A na Bb
Salamo 57 : 8-10

Nandrindra : Ratoanina Christian araka ny lovan-tsofina avy amin-dRatalojanahary Michel

AMF ChoeurUni 2016 - La Réunion


Tafatoetra ny foko Andriamanitra ô !
Eny tafatoetra ny foko !
Tafatoetra ny foko Andriamanitra ô !
Hihira sy ankalaza aho

Mifohaza ry voninahitro,
Ry valiha sy lokanga,
Hifoha maraina koa aho

Hidera Anao,
Eny amin'ny firenena Tompo ô
Hankalaza Anao,
Eny amin'ny firenena Tompo ô