Paika efatra manaraka (waltz) “ritmo di valzer”: 12/8. Hiraina milantolanto, tsy hatao haingana loatra.
1-Tsy mba vola na harena 2-Tsy mba tahotra na tery
No itiavako Anao No inoako Anao
Ry Jesosiko, Jeso Zokiko; Ry Jesosiko, Jeso Zokiko;
Fa ilay fitiavanao Fa ny fahafatesanao
Tsy mila tambiny, Hanavotra ahy;
No nambabo ny foko No nambabo ny foko
Ho tia Anao ry Jeso. Mba hino Anao ry Jeso.
3-Tsy ‘zay fahoriana ety
No hanantenako anao
Ry Jesosiko, Jeso Zokiko;
Fa ny Paradisa izay
Atokanao ho ahy,
No nambabo ny foko
Ho mpianatrao ry Jeso.
Fiverenana: Fa ho inoko ny fiainako ety
Fohy sady ratsy, tsy sitrako!
1-Fa ilay fitiavanao 2-Fa ny fahafatesanao 3-Fa ny Paradisa izay
Tsy mila tambiny, Hanavotra ahy, Atokanao ho ahy,
No nambabo ny foko No nambabo ny foko No nambabo ny foko
Ho tia Anao ry Jeso! Mba hino Anao ry Jeso! Ho mpianatrao ry Jeso!