Vavaka ho an'i Gasikara - Liva RAKOTONDRATSIMBA

Liva RAKOTONDRATSIMBA

Milantolanto . Do dia Eb 3/2- CHOEURUNI 2018 -Toulouse - Arrangements: Sonn

https://www.youtube.com/watch?v=_pKI_h0hfCw

Tompo Zanahary mba jereo zahay,
fa mahantra loatra re ny taninay.
Ireo vahoaka malagasy marobe,
mitalaho miandrandra anao anie.
Mba jereo re ny Malagasy,
aza avelanao hangasihasy.
Ny tso-dranonao tsy mba lany
fa handrakotra ny tany,
arotsay hatrany mba ho lonaka ny tany....