L’aperçu de la partition n’a pas pu être affiché.
Ouvrir le PDFTompo Zanahary mba jereo 'zahay fa mahantra loatra re ny taninay!
'Reo vahoaka malagasy marobe mitalaho miandrandra Anao anie!
Mba jereo re ny malagasy, aza avelanao hangasihasy,
Ny tso-dranonao tsy mba lany,
arotsahy hatrany hatrany mba ho lonaka ny tany...