Vavaka - Rémi de Simon Clair RAJOELIARISOA

Rémi de Simon Clair RAJOELIARISOA

Do dia F 3/4 Milantolanto
Fa tsy nomen'Andriamanitra fanahy osa isika fa fanahy mahery sy fitiavana ary fahononan-tena II Timoty 1:7


Ry Tompo o Rainay tia Ianao
Ny tànanao no mitantana anay
Mambomba hatrany ny hasoavanao
Ka feno toky sy hery izahay

Ry Ray sy zanaka Fanahy koa
Andriamanitra mandrakizay !
Vonon-kijoro ho Anao izahay
Ekeo sy raiso ry Tompo Tsitoha !