Faneva KTKT Akon'Antsiva - ANDRIAMIASY ZIDORA

ANDRIAMIASY ZIDORA

Partition de la chorale KTKT(Kristiana Tanora Katedraly Toliara) AKON'ANTSIVA hatramin'ny nananganana azy ka hatramin'izao.


Andriamanitra ô henoy izao fivavakay izao
Asandratray amin’ny Anaranao
Hitory ny Famonjenao no hany tarigetranay
Amin’ny hira mahafinaritra
Tafio ny hery Masinao zahay tanora zanakao
Dia ny Mpihiran’ny AKON’ANTSIVA re

Fa marobe ny fahavalo te hamely anay mafy
Nefa tsisy atahoranay raha Hianao
Raha Hianao no mpiaro izao dianay izao
De tsy ho tafintohin’izahay Andriamanitra ô
(Feo manga no entinay mba hiantso) Bass