Hay teo foana i Kristy - Gary S. Paxton

Gary S. Paxton

https://www.youtube.com/watch?v=vN4BM5Ucv9w

Do dia C
Interprété par la chorale Fiderana
Original : He was there all the time


Taona sy taona nisesy nitadiavan-tsoa
Niodikodina nefa tsy nety nitony ny fo
Ireo izay nitokiana nandao avokoa
Tany efitra sady mangina no niainako

Hay teo foana i Kristy
Nitady ahy izay nania
Hay teo foana i Kristy

Foana izao ny fotoana izay laniko
Andro mirana soa lohataona izao ny androko
Tojo izay nantenaina ka dia afa-po
Ilay fiainako teo karakaina niova ho soa