He! ny aiko (Ave verum corpus) - Charles Gounod

Charles Gounod

https://www.youtube.com/watch?v=IluDMs8nBYc

Do dia Eb 4/4 miadana
Antema 12


He! ny aiko, tsy lalaiko
Hamonjeko ny fanahinao
Famonjena no nomena
Kanefa tsipahinao
Menatra aho, ry Mpamonjy
Mamelà ny mpanomponao
Fa ny tena sy fanahy
Omeko Anao izao
Amena