Ho an'Ilay mipetraka - Théodore RAMASITERA

Théodore RAMASITERA

Do dia Bb
4/4 Haingakaingana

https://www.youtube.com/watch?v=FvaSqxpXIHM


Ho an'Ilay mipetraka
Eo ambon'ny seza fiandrianana
Sy ho an'ny zanak'ondry anie
Ny saotra, ny haja, sy ny voninahitra
Ary ny fanjakana
Mandrakizay
Amen