L’aperçu de la partition n’a pas pu être affiché.
Ouvrir le PDF'Lay andro Noely iray
Manainga ny olona indray
Mba hanatona Anao sy hanompo Anao
Fanoloran-tena
Androm-pamonjena
Raiso ny mpanomponao ry Ray
Ho Anao doria mandrakizay
Hidera Anao ry Tompo
Hiantso ny anaranao
Hanandratra ny feo
Ho voninahitrao