Do dia D
'Ty firenena ity Andriamanitra o mila Anao tokoa
Mitady fatratra, sasatra, mila famonjena
Fa mila ho potraka trotratrotraka nefa manantena
Fa hainao avokoa izay rehetra mety mahasoa
Tompo Ray be fitia, ô tantano ny dia
Fa ny sandrimaherina no hifikiranay
Ka na ho levona aza, izao tontolo izao
Mbola anjarako Ianao ry Andriamanitro
Ty firenena ity, Andriamanitra o, mila Anao tokoa
Noho ireo zava-tsoa, zava-tsoa, zay anananao
Ny fahefana izay nanorenanao izao tontolo izao
No angatahinay hanarenanao ny firenenay