Meteza Ray - ANJOMARA Anosivavaka

ANJOMARA Anosivavaka

Do dia Eb Milantolanto
https://www.youtube.com/watch?v=uf2NBMzyN-M


Meteza Ray hamonjy
Meteza Ianao hitarika ahy izao
Fa kely hery, mbola malemy
Ka hazony aho

Ianao, Ianao mpamonjy ahy
Fanantenako Ianao
Fa masoandroko Ianao
Fanilon'ny tongotro

Ka tano aho ry Tompo tia
Tsy mahajoro ity mpanomponao
'Reo sandrinao ho fiarovana ahy
Dia tsisy ahiahy