Sambatsambatra - Manitra Andriaharifara

Manitra Andriaharifara

Sambatsambatra


1.
Sambatsambatra sy tretrika isik'izao
F'olona afaka sy lavitry ny ahiahy
Fana nahazo famonjena lehibe
Avy tamin'i Jesosy Tompo be fitia

2.
Faly mirana sy ravoravo isik'izao
Fanahazo andro manan-daza toy izao
Ka derao Jesosy, tompo tia anao
Ka veteso ny hosana haleloia (Amen)

Réf.
Hira fiderana no asandratray ho Anao
Mandram-pihavinao hitsara ny mpanomponao, Jesosy
Ny tara-masoandro, andrasan'ny maraina
Ka manoatra noh'izany ny fiandrasako Anao