Tsinjoko - Derasoa RASOLOSATA Anjaratiana

Derasoa RASOLOSATA Anjaratiana

Miadana


1- Toa tsinjoko ilay vavahady mivoha
Voahomana ho ahy, ho anao ihany koa
Vavahadin'ilay paradisan'ny Ray
Vantanina rahatrizay

2- Jesosy no ilay vavahady mivoha
Tsy sasatra ny manao hoe mandrosoa
Ny làlana hafa dia tsy mba mankao
Mandoza ka mba ialao

Réf: Fa any tsy misy ny rofy, manjo
Misolo hafaliana indray
Ny sento toloko dia lao avokoa
Fiadanana mandrakizay