VAVAKA HO AN'I GASIKARA_v2 - Liva RAKOTONDRATSIMBA

Liva RAKOTONDRATSIMBA

https://fb.watch/iS-175N6aA/

Version2


Tompo Zanahary mba jereo 'zahay fa mahantra loatra re ny taninay!
'Reo vahoaka malagasy marobe mitalaho miandrandra Anao anie!
Mba jereo re ny malagasy, aza avelanao hangasihasy,
Ny tso-dranonao tsy mba lany,
arotsahy hatrany hatrany mba ho lonaka ny tany...