Vous pouvez maintenant utiliser les répertoires pour regrouper et retrouver facilement les partitions.
De plus, vous pouvez partager le lien vers le répertoire à d'autres utilisateurs pour qu'ils puissent eux aussi y accéder.
Aimé RAOELIARIJAONA
Do dia D
Aiza no hialako amin'ny Fanahinao?
Aiza no handosirako tsy ho eo anatrehanao?
Na dia miakatra any an-danitra aza aho dia any Hianao;
Ary na dia manao ny fiainan-tsi-hita ho fandriako aza aho, indro, any Hianao.
Na dia maka ny elatry ny maraina aza aho,
Mba hitoetra any am-paran'ny ranomasina,
Dia mbola entin'ny tananao ihany aho,
na dia izany aza, Sy hazonin'ny tananao ankavanana.