Noely eran-tany - -

-

Do dia F
https://www.youtube.com/watch?v=0QrRSJqzM90


Noely eran-tany
Noely sambatra
Fa ny Zanaky ny Ray
E nomeny ho anay
Ka hira vao no indray mitambatra

Ventesin'ny voavonjy
Manakoako hoe :
Dera, laza ho Anao
Ry Jesoa izay nandao
Ny lanitra hamonjy anay

Izao tontolo izao midera indrindra Anao
Izao tontolo izao mankalaza ny harinao