Ambany elatrao, no tiako hitoerana 
Raha tojo tafiotra ny fiainako 
Tsy misy toerana hafa azo antoka 
Fa eo aminao ho iriko, eo anilanao no tiako
Tompo ô matoky aho, fa mialoka Aminao
Ny tànanao no manodidina ahy
Reo tebitebin’ny fo, dia hangina avokoa
Mitsahatra aho, ambany elatrao.