Ampaherezinao ny foko - Daniel RANOASON / Mamisaona RATSIMANDRESY

Daniel RANOASON / Mamisaona RATSIMANDRESY

Do dia Re 4/4


Ny foko trotraka noho ny adiko
Mitady Anao Jeso Jeso!
Ampaherezonao fa mila ho kivy zany fo
Ampaherezonao! Ny foko e, tohano re Jeso
Ampaherezonao Jeso

Na mafy aza ny ady ety
Ampaherezonao, ampaherezonao ny foko
Mba ho mpandresy tahaka Anao