Ampiraiso izahay - R. ANDRIANTSOAVINA

R. ANDRIANTSOAVINA

Do dia D 4/4 Miadana

Amboarampeo Faravohitra
https://www.youtube.com/watch?v=C5ZQog44hos


Toy ilay fahizay, hataky ny Tomponay
Hampiray ho iray izao tontolo izao no vavaka Aminao

Mba ho iray ihany hatreto an-tany ny mino
Ka tsy hanadino, fa anao Zanakao

Mbola hisy ary tena misy ny fisarahana
Noho ny hevitra mibahana ka toa tsy afaka ny olon'afaka

Tsy hisy intsony anie ireo finoana be dia be
Mampisaraka hatrizao na dia samy zanakao

Ry Ray Hianao no mampiray
Ampiraiso izaha fa izay no vavakay