L’aperçu de la partition n’a pas pu être affiché.
Ouvrir le PDFHira Fiderana an'Andriamanitra noho ny fitiavany izo tontolo izao ka nanomezany ny Zanany Lahitokana hamonjy izay mino Azy
Andriamanitra Ray be fitiavana ô!
Endrey! ny fitahianao,
Endrey! ny fahasoavanao;
1 2
Fa nomenao ny Zanakao Lahitokana Voninahitra lehibe no nilaozanao
Mba hamonjy sy hitondra fanavotana, Lapasoa any an-danitra e! nafoinao;
Jesoa ô, Kristy ô , ny fitiavanao Jesoa ô, Kristy ô , ny fitiavanao.
3
Mpanota tsy mendrika e! nantsoinao;
Midira ry Tompo ao am-ponay.
Jesoa ô; Kristy ô; ny fitiavanao.