Asandrato ny lohanareo ry vavahady - Haendel

Haendel

Key F
A tempo ordinario M. 76

Salamo 24:7-10


Asandrato ny lohanareo ry vavahady
Misandrata re mba hidiran'ny Mpanjaka

Fa iza izao Mpnajaka be voninahitra izao ?
Jehovah Tsitoha, mpiady mahery ary Tompon'ny maro

Asandrato ny lohanareo ry vavahady
Ry varavarana fahagola hidiran'ny Mpanjaka

Fa iza izao Mpnajaka be voninahitra izao ?
Ny Tompo Tsitoha, Izy no Mpanjaka