L’aperçu de la partition n’a pas pu être affiché.
Ouvrir le PDFAvia, Avia ry ondriko very
Etsy ho fahanako ianao
Nitady anao ela aho taiza moa ianao
Nikaraka anao ela aho moa tia ahy ianao
Ry ondriko o tsy foiko ianao
Ry ondriko o lalaiko tokoa
Satria efa namoizako ny tenako, aiko koa
Fa Jesosy Tompo Mpiandy anao no efa miantso ny ondriny izao