Aza matahotra - RAJOELISOLO Raymond

RAJOELISOLO Raymond

Do dia F
Milantolanto


Aza matahotra ianao
Fa indro izaho milaza teny soa mahafaly anao
Fa Mpamonjy no teraka ho anao
ao an-tanànan'i Davida, Betlehem
Dia Kristy Tompo
Haleloia, Haleloia
Dia Kristy Tompo 'zao no teraka ao