Esory re ry Raiko - Razafindrazaka

Razafindrazaka

Do dia G - Mitaraindraina

https://youtu.be/ZO2ttR30bnU?t=14s


Esory re ry Raiko
Ty kapoaka mangidy
Fa reraka ny aiko
Nefa izaho tsy te hifidy

Ny sitrakao ry Raiko
Zay tianao hatao
Eken'ny foko sy ny saiko
Raiko hatao anie zay sitrakao