Matoa jesoa mpamonjy nidina tety
Dia ho antsika tsy an-kanavaka
(mitovy isika ray olombelona)
Matoa ny tompo nanetry tena mba ho ety 
Dia ho antsika tsy an-kanavaka
Satria ny tompontsika dia tsy manavaka
Ny tompontsika fa izy dia be fitiavana
Fa eo imasony dia mitovy isika 
Fa izy mantsy dia be fitiavana
Fa mitovy isika ray olombelona 
Fa samy taranak'i Adama sy eva
Mpanota efa saika very eny mpanota tsy mendrika
K'anefa endrey izany fitiavany natolony ho antsika ny voninahiny
Dia ho antsika rehetra izani fa mitovy isika