Firaisana (Mifankatiava) - Ndriana RAMAMONJY

Ndriana RAMAMONJY

Do dia E na D

https://www.youtube.com/watch?v=nvuT0yznkzU


Tamin'ny fo no tena ninoanay
Fa Jesosy no tonga hamonjy anay
Tamin'ny vava no tena nanekenay
Fa ny ràny no nanadio anay

Vavaky ny Tompo (mba ho iray)
Fanahy izay nomeny (mampiray)
Fanahy, Fitiavana koa ny Ray
Nahoana lahy raha Mifankatia
Mifankatiava hoy ny Tompo,
f'izany no hamantaran'ny olona rehetra,
Fa Mpianatro ianareo

Tsy iray finoana, f'iray ao Aminao
Tsy iray fihaviana, f'iray an-dapanao
Tsy iray fiteny, fa samy henoinao
Tsy iray fihodirana, fa samy zanakao.