Fitiavan-dRay - RAKOTO - NIRIANA TSIRY HARIRAVO

RAKOTO - NIRIANA TSIRY HARIRAVO

Do = Db 3/4
Fa toy izao no nitiavan'Andriamanitra izao tontolo izao : nomeny ny zanay lahy tokana mba tsy ho very izay rehetra mino Azy fa hanana ny fiainana mandrakizay / Jao 3:16