Hanompo Anao - TOVONJARAHARILIVA Radoniaina

TOVONJARAHARILIVA Radoniaina

Do dia Bb na C : milantolanto


Mandra-piala eto an-tany Jesoa o,
Hanompo Anao
Na ho maloka aza ny eto
Tsy izahay no arahin-tsento
Fa hatoky Anao hatrany
Na mangidy na ho mamy
Mandrapiala-pofonaina Tompo o
Hanompo Anao f'isan'andro dia hamita
Sy hanefa izay tsy vita