Ianareo koa - SAD Ramarokoto

SAD Ramarokoto

Do dia Gb


Indro izao Jesoa Mpanjaka
Na manafatra hoe
Mandehana ianareo ho amin'izao tontolo izao
Ary ianareo koa dia vavolombelona hanambara
Ny fitiavako anareo

Eny, mandehana
Ambarao ny famonjena,
Torio sy ambarao ny fitahiana
Haleloia Izy no Mpanjakanay

Amen
Fa Jesoa Tompo no Mpanjaka
Andriamanitra mahery

Izahay no hanambara
Vavolombelony tokoa
Haleloia Anao ny saotra, dera, laza
Haleloia ho Anao mandrakizay